|
|
|
|

Entrée 1  mirimorimo
Radical  2 rimorimo
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Miezaka, mihazakazaka, miriotra, mimaona: Mirimorimo ny soavaly
9 Misafoaka: Raha vao tohina izy dia mirimorimo
10 Mimonomonona: Mirimorimo ny tandrimo
11 Mifioka, mibizizioka: Nirimorimo ny vaton' ny antsamotady ka taitra daholo izay rehetra tao [1.1]
Proverbes  12  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  mirimorimo, 13 miromiromy

Mis à jour le 2026/04/21