|
|
|
|

Entrée (1/3) 1  rimorimo
Radical  2 rimo
Partie du discours  3  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  21 Fandehanana mafy
22 fifiokan' ny tehina na baolina atsipy handeha mafy
23 fimonomonon' ny tandrimo misangodina na ny tantely [1.1]
Explications en anglais  24 a buzzing as of bees [1.7]
Explications en français  25 bourdonnement comme celui des abeilles
26 mouvement rapide [1.8]
Exemples  27  Lozan' ny be rimorimo anefa, hono, raha ditsoky ny vovoka nafafiny ny mason' ny tsy manan-tsiny! [1.298]
28  Asa na misy manenjika ilay mpamily, na mampidera ny fahaizany mitondra sy fahalalany lalana, fa dia rimorimo izao! [2.4#128]
Synonymes  29 rimo

Entrée (2/3) 30  rimorimo
Partie du discours  31  nom
Explications en malgache  32 Zavamaneno vita amin' ny silaka volotsangana sahabo ho vehana ny halavany ary voatondro roa ny sakany, ka maranitra toy ny loha lefona ary misy lavaka kely eo amin' ny tendrony iray mba hitsofohan' ny tady ifatorany; misy tahony hihazonana azy koa: ahodinkodina "mirimorimo" izy io ka arakaraka ny maha-mafy ny fanodinkodinana azy no ahazoana feo mafy kokoa. (Ny Tanala no mpampiasa azy indrindra; manarakaraka, ny Sakalava, izay manome anarana azy hoe: Tambovo) [1.1]
Vocabulaire  33  Musique: instruments
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Entrée (3/3) 156  rimorimo
Partie du discours  157  nom
Explications en français  158 [Merina+Betsileo] (de rimorimo : sifflement des verges. On employait les rameaux pour fouetter les enfants ou tout au moins en faire le simulacre). Phyllanthus nummulariifolius Poir. (Phyllanthaceae). D'après Descheemaeker serait encore appelé tamborotanosy. [1.196]
Vocabulaire  159  Botanique
Nom scientifique 

Anagrammes  rimorimo, 161 romiromy

Mis à jour le 2026/04/22