|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  mitangazona
Radical  2 tangazona
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mitana, mihazona: Nitangazona ny akanjony ilay kirihitra [1.1]
Exemples  9  Rahefa mitolona omby ny olona, avy aty an-kavian' ilay biby no miditra ary tonga dia mitangazona amin' ny vozony izay terena amin' ny heliky ny tena havia. [2.472#72]

Entrée (2/2) 10  mitangazòna
Radical  11 tangazona
Partie du discours  12  impératif du verbe actif mitangazona [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  mitangazona, mitangazòna, 13 mitangozana, mitangozàna

Mis à jour le 2026/08/15