|
|
|
|

Entrée 1  mitatra
Radical  2 itatra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 [miitatra] Miely, mihanaka: Efa miitatra izao ny fiompiana kisoa
8 Mitombo, mihalehibe; mihamalalaka: Miitatra ity akanjo ity rehefa misasa
9 Mitombo, mihamatanjaka, mandroso: Miitatra ny sain' ny ankizy
10 Miampy zavatra tsy tao: Miitatra tsy hita velively ny vaovao rehefa azon-dRamatoa io [1.1]
11 mitombo habe [1.13]
Explications en français  12 se dilater [1.13]
Exemples  13  nitatra ny fanjakana tamin' ny androny [2.508#198]
14  aoriana dia mety hitatra ny fampianarana [2.356#122]
15  mitatra koa ny hevitr' io teny io ankehitriny [2.285#318]
Autres orthographes  16 miitatra
Combinaisons  17  3 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mitatra
Proverbes  18  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  19 Matrita, mitatra

Mis à jour le 2026/04/21