|
|
|
|

Entrée 1  mitodika
Radical  2 todika
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mihodina (enti-milaza ny loha na ny maso mihodina na miherika amin' ny zavatra na olona eo anindrana na any an-damosina), miherika: Aza mitodika lava any aoriana ao ampiangonana ~ Tsara ihany ny mitodika ny Iota mba hianarana mitsinjo ny ho avy [1.1]
Explications en anglais  9 to turn to look; to turn around, to turn toward something [1.7]
Explications en français  10 tourner la tête vers quelque chose, se tourner vers quelque chose [1.8]
11 s'orienter vers, se diriger vers [1.13]
Exemples  12  Fa tsy mbola novalianao ny fanontaniako faharoa, hoy indray izy nitodika tany amiko. [2.471#58]
13  tsy mahazo mitodika na mihemotra rahefa miady, tsy azo alaina ny zavatra amin' ny miaramila maty afa-tsy ny fiadiana. [2.472#201]
Combinaisons  14  3 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mitodika
Proverbes  15  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21