|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  mitokona
Radical  2 tokona
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mihenahena, midongy, tsy mety mandeha: Mitokona ireto omby ireto
9 Mihenahena tsy mety miasa: Mitokona ny mpampianatra arỳ Ambohitsitononina [1.1]
Exemples  10  Mampisaraka ny ranobe ho vaky roa sy telo indray kosa ireo nosin-tanikely toa sambo fefika, toa fiara mitokona. [2.470#6]
11  Nisalasala ny hanatrika izany sy ny hitokona ao an-trano aho, kanjo dia lasa ihany. [2.471#28]

Entrée (2/2) 12  mitokòna
Radical  13 tokona
Partie du discours  14  impératif du verbe actif mitokona [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  15 manotoky, 16 miantoko, 17 mikotona, mitokona, mitokòna

Mis à jour le 2026/08/15