|
|
|
|

Entrée 1  mitolona
Radical  2 tolona
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mibeda: Nitolona an' i Beva i Balita fa tsy nahalavo azy
9 Manodidina ny sandry: Nitolona ilay vatankazo bontona Rakoto ka tsy nahafehy azy tao anaty sandriny
10 Miady amin'ny..., manohitra, manoha: Tokony hitolona amin' ny fitiavan-tena voalohany indrindra isika [1.1]
11 [Antambahoaka] manao tolona [1.78]
Exemples  12  mitolona amin' izany ireo solombavambahoakantsika any Frantsa. [2.472#194]
Synonymes  13 mifampitolona
Analogues  14  mamia, 15  mamihina, 16  mangeja, 17  mangia, 18  Mibeda
Combinaisons  19  3 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mitolona
Proverbes  20  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  mitolona, 21 tolomina

Mis à jour le 2026/04/22