|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  mamihina
Radical  2 fihina
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mihazona ao anatin' ny sandry anankiroa; mambomba [1.1]
Explications en anglais  9 to grasp, to clutch, to press, to hold, to embrace with both hands. [1.2]
10 to press, to clasp, to clutch [1.7]
Explications en français  11 serrer, embrasser [1.8]
Exemples  12  ny mifiaka dia mitsako zavatra ka mamihina azy ary mitroka ny ranony; [2.314#]
13  Te hifendrofendro noho izany indray izy, nefa tsy fantany mazava ny anton' ny tomaniny ka naleony mamihina ny ranomasony. [2.470#]
Analogues  14  mambeda, 15  mambomba, 16  mamia, 17  mangaika, 18  mangehy, 19  mangeja, 20  mangia, 21  manohona, 22  manomba, 23  manotrona, 24  mibeda
Combinaisons  25  3 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mamihina

Entrée (2/2) 26  mamihìna
Radical  27 fihina
Partie du discours  28  impératif du verbe actif mamihina [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  mamihìna, mamihina, 29 mihamina, mihamìna

Mis à jour le 2026/08/14