|
|
|
|

Entrée 1  mitombina
Radical  2 tombina
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mipetraka (olona na biby ihany): Tsy afaka mitombina izy fa misy vay lahy kely ao amin' ny fipetrahany ao
9 Tsara fototra: Mitombina tsara ity tranonao ity izany
10 Mipetraka milamina tsy manana ahiahy: Mitombina tsara amin' ny fokontany vao nifindrany izy
11 Misy antony, misy fototra tsara: Tsy mitombina velively izany ahiahinao izany [1.1]
12 tsara fototra ka marin-toerana [1.13]
Explications en français  13 stable [1.13]
Exemples  14  Ramanambeloma mivady kosa no mitombina sy mandry ilika manoloana izany rehetra izany. [2.470#160]
Combinaisons  15  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mitombina

Mis à jour le 2026/04/20