| Entrée | 1 mitoreoreo |
| Radical | 2 toreoreo |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
7 >Manao feo mitaraindraina, mampahonena: Mampalahelo izany vorondreo mitoreoreo any ambony any izany
[1.1#734] |
| Exemples |
8 mitoreoreo sy mampihetsi-po hafahafa ny feo avoaky ny zavamaneno
[2.470#72]
9 Ny hira mitoreoreo sy mitaraindraina, ny tiona gregoriana, dia tsy azon' ny Malagasy [2.436#83] |
| Mis à jour le 2026/04/20 |
|