|
|
|
|

Entrée (1/3) 1  mitsara
Radical  2 tsara
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Manapaka, manelanelana: Izy no nitsara ny adinareo sy Rabe ~ Rakoto no nitsara ny baolina tamin' ny Alahady
9 Mandanjalanja ka manapaka ny momba...: Rakoto no nitsara ireto voampanga ireto
10 Manombana, milaza izay hevitry ny tena momba...: Tena nitsara azy marina ianao: olona tsy azo itokiana tokoa raha izy iny! ~ Aza mitsara ratsy ny namana
11 Manavaka ka milaza izay tena izy marina: Ny maso no mitsara ny volon-doko [1.1]
Explications en anglais  12 to judge [1.7]
Explications en français  13 juger [1.3#753, 1.8]
14 corriger [1.8]
Combinaisons  15  2 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mitsara

Entrée (2/3) 16  mitsara
Radical  17 tsara
Partie du discours  18  impératif du verbe actif mitsara [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Entrée (3/3) 19  mitsara
Partie du discours  20  verbe actif
Explications en malgache  21 [Bara] miteny [1.78]

Anagrammes  22 maratsy, 23 misatra, mitsara, mitsarà, 24 samatry, 25 Simrata

Mis à jour le 2026/08/14