|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  molotra
Partie du discours  2  nom
Morphologie 
3  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Noms :
Explications en malgache  6 Ireo nofo matevina ambony sy ambany amin' ny vava mandrakotra ny nify: Aza manao toy ny molotra; tezitra vao mifanatona [1.1]
Explications en anglais  7 the lips [1.7]
Explications en français  8 lèvre [1.3, 1.8]
Exemples  9  Io izy, hoy Katy nanondro molotra. [2.470#64]
10  Efa teo amin' ny molotro ny fiaikem-pitiavana, saingy tsy fantatro izay antony nitelemako azy indray. [2.471#22]
11  Ary ny molotrao ihany no mamely anao. [2.996]
Vocabulaire  12  Biologie
Holonyme 
Co-méronymes 
Combinaisons  26  18 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot molotra
Proverbes  27  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2) 28  molotra
Partie du discours  29  nom
Morphologie 
30  Simple :
Explications en malgache  31 Sisina: molobilany [1.1]
Explications en anglais  32 the rim of a kettle, etc. [1.7]
Explications en français  33 lisière, rebord [1.3]
34 rebord d'une marmite, etc. [1.8]

Anagrammes  35 lomotra, molotra

Mis à jour le 2026/04/21