|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  vava
Partie du discours  2  nom
Morphologie 
3  Simple :
4  Préfixée :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  17 Fiandohan' ny lalan-kanina, izay eo afovoany ambanimbany amin' ny tarehy no misy azy, ary misarintsarin-davaka ny endriny, voafaritry ny molotra roa ambony sy ambany: Ao anatin' ny vava no misy ny lela sy ny nify
18 Faritra misy loaka amin' ny zavatra anankiray, izay ampiasaina ho fidirana na fivoahana: Vava tafondro
19 Teny ilazana rehefa mety ho faritra mitarehin-davaka na loaka: Vava fery
20 Fiandohana: Vava asa, vava alahamady
21 Fahereza-miteny befahatany: Vavan' olona koa Rasoa iny!
22 Teny, fitenenana: Tsy tohako ny vavan-dRamatoa io ka aleoko mihataka ~ Vava soa sakafo fa ny vava ratsy adidy [1.1]
Explications en anglais  23 the mouth [1.7]
Explications en français  24 bouche [1.8, 1.196]
25 ouverture [1.8]
26 entrée [1.196]
27 bec, gueule, museau, mufle [1.13]
Vocabulaire  28  Biologie
Holonyme 
Co-méronymes 
Combinaisons  42  218 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot vava
Proverbes  43  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2) 44  vava
Partie du discours  45  nom
Explications en malgache  46 [Bara+Sihanaka] voady [1.78]

Mis à jour le 2026/04/21