|
|
|
|

Entrée 1  monina
Radical  2 onina
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Dérivés 
Noms :
Explications en malgache  9 Mitoetra, mitomoetra, mipetraka: Monina any Antsirabe izy
10 Mijanona ela, mijanona maharitra: Tandremo sao monina any an-tsena any ise
11 Tsy mandeha fa mihandrona (rano): Misy rano monina ao an-tokotaniny ka izany no maha be moka ao aminy [1.1]
Explications en anglais  12 to dwell, to reside, to inhabit. Used of a place but not of a house. [1.2]
13 to reside, to dwell [1.7]
Explications en français  14 résider, habiter [1.8]
Exemples  15  Tamin' izaho nandalo tao Dar-Es-Salam, dia nahamarika fa maro ny Ajojo monina ao [2.471#55]
16  ka raha monina ao, dia laniko vady aman-janaka [2.48]
Analogues  17  maka toerana, 18  mamitsaka, 19  manorim-ponenana, 20  mialokaloka, 21  miampirina, 22  milasy, 23  miorin-dasy, 24  Mipetraka, 25  mitoetra, 26  mitomoetra
Combinaisons  27  19 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot monina
Proverbes  28  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  29 mañino, 30 manony, mañony, 31 minòna, minona, 32 monany, monina

Mis à jour le 2026/08/15