|
|
|
|

Entrée 1  rava
Partie du discours  2  participe
Morphologie 
3  Présent :
4  Passé :
5  Futur :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  22 Simba tanteraka, potika: Ravan' ny rivo-doza ny tranony ka tsy nahita hialofana izy ~ Vao telo taona monja dia rava ny fanambadian' izy roa
23 Tsy misy na inona na inona mijanona, fongana, foana: Rava ny fikasanay
24 Mihahaka, miparitaka: Rava ny tafika ~ Efa rava ny kilalao vao tonga ianao [1.1]
Explications en anglais  25 ruined, destroyed [1.7]
Explications en français  26 démoli, détruit [1.8]
Exemples  27  Tsy ela dia rava ny trano; [2.470#27]
28  Teo no rava ny tafiky Ramanantsoa, teo izy tenany no azo sambo-belona. [2.472#145]
Analogues  29  ambony ambany, 30  fongana, 31  levona, 32  miongana, 33  mirodana, 34  rota, 35  simba, 36  tsy misy vato mifanongoa
Combinaisons  37  7 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot rava
Proverbes  38  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  rava, 39 vara

Mis à jour le 2026/07/17