|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  ririnina
Partie du discours  2  nom
Morphologie 
3  Simple :
4  Préfixée :
Dérivés 
Verbes actifs :
Noms :
Explications en malgache  7 Fizaran-taona mangatsiaka, manarakaraka ny fararano, izay iririsan' ny fanala ny ravin-kazo ka mahatonga azy hihintsana: rakodrahona matetika ny lanitra ary mifafy ny erika arahindrivotra mamirifiry avy atsimo atsinanana; hatramin' ny volana jiona ka hatramin' ny aogositra no aharetan' ny ririnina. (Ny ririnina dia antsoina koa hoe: main-tany) [1.1]
Explications en anglais  8 winter, the cold and dry season [1.7]
Explications en français  9 l'hiver, la saison froide et sèche [1.8]
Exemples  10  natahorana hosovoka vao maraina ny hatsiaka noho ny fiandohan' ny ririnina. [2.470#56]
11  Ny ririnina nanaraka iny fahavoazana niraisana iny mantsy, nanorina trano biriky ngezabe ry zareo. [2.472#28]
Vocabulaire  12  Temps 13  Géographie: (en général)
Synonymes  14 maintany
Analogues  15  fahavaratra, 16  fararano, 17  lohataona
Combinaisons  18  13 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot ririnina
Proverbes  19  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2) 20  ririnina
Mots élémentaires  21 ririnina
Partie du discours  22  nom propre (titre de poème) [Liste complète]
Vocabulaire  23  Littérature: poèmes
Auteur  24 Andrianjatovo Haëckel

Anagrammes  Ririnina, ririnina

Mis à jour le 2026/08/06