| Entrée (1/3) | 1 silaka |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 potika, sombina, vaky, tapaka
4 triatra, na vaky: Silaka ny nifiko 5 menatra: Silaka aho notenenin' ny lehibe teo imason' ny mpiara-miasa [1.1] |
| Entrée (2/3) | 6 silaka |
| Partie du discours | 7 nom |
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
28 hazo na vy asisika eo amin' ny hazo efa natomboka hotsofaina mba tsy hanery ny tsofa, na tsofoka eo anelanelan' ny vato ka velezina mba hahavaky ilay vato
29 Ny potiny na sombiny avy amin' ny zavatra novakina na vaky: Sila-mofo [1.1] 30 sombiny [1.13] |
| Explications en anglais |
31 a splinter, a small piece split off
[1.7] |
| Explications en français |
32 éclat de bois, pierre qui s'écaille ou se sépare
[1.8] |
| Exemples |
33 Samy mitana (mihazona) silaka voankena tsirairay ireo.
[2.245#]
34 Izy ireo no tena foko feno fa ny sisa toa silaka foko ihany avokoa na ambiny aza. [2.606#] |
| Combinaisons | 35 3 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot silaka |
| Entrée (3/3) | 36 silaka |
| Partie du discours | 37 nom |
| Explications en français |
38 partie: Silaka tontolon'i X = E [n] (Partie de X = E [n])
[1.13] |
| Vocabulaire | 39 Mathématiques |
| Combinaisons | 40 8 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot silaka |
| Anagrammes | 41 lakasy, 42 Lakisa, 43 salaky, 44 salika, 45 sikala, silaka |
| Mis à jour le 2026/04/20 |
|