|
|
|
|

Entrée 1  sintona
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  25 Tarika, sarika, roritra; enti-milaza koa ny fanararaotana teny latsaka mba hanorisorena olona; zana koa ny fihemoran' ny lamba rehefa misasa ary ny fihenan' ny rano tondraka. [1.1]
Explications en français  26 action de tirer, de tirailler, attraction, comme celle de l'aimant
27 diminution des eaux après la crue, le retrait de l'étoffe neuve au lavage [1.3]
28 traction
29 retrait, dérivées, dérivation [1.13]
Exemples  30  Tampoka ilay sintona ka nidafoka tamin' ny tany koa aho. [2.4#88]
31  Kapoka karavasy mandrivirivy, narahin-tosika sy sintona araka izay tratry ny aina, no tsy nidonan' ny sarety tamin' ny fiara. [2.472#65]
Combinaisons  32  6 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot sintona

Anagrammes  33 Anontsy, 34 antsony, sintona, 35 tsinona

Mis à jour le 2026/04/20