|
|
|
|

Entrée 1  tandindona
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Explications en malgache  7 Aloky ny tena: Aza miady amin' ny tandindona
8 Sarin' ny tena jerena ao anaty fitaratra na ao anaty rano ka ninoan' ny Ntaolo fa fahitana ny fanahy: Voalazan' ny tantara fa nijery tandindona tany Anosifito Andrianampoinimerina andro vitsivitsy talohan' ny hahafatesany
9 Sary: Ny famonoana ny zanak' ondrin' ny Paka teo amin' ny Jody dia tandindon' ny sorona nataon' i Kristy tamin' ny nahafatesany [1.1]
Explications en français  10 ombre portée, pénombre [1.13]
Vocabulaire  11  Physique
Proverbes  12  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21