|
|
|
|

Entrée 1  tongotra
Partie du discours  2  nom
Morphologie 
3  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  16 Rantsambatana entin' ny olona na biby mamindra sy mandeha no sady manohana mampijoro azy: Roa ny tongotry ny olombelona rehetra fa ny an' ny biby kosa misy roa, misy efatra
17 Faritra amin' ny tenan' ny zavatra sasantsasany, toy ny fanaka, lavarangana..., izay mitondra azy: Tongo-parafara, tongo-davarangana [1.1]
Explications en anglais  18 a foot, a leg [1.7]
Explications en français  19 pied, jambe, patte [1.3, 1.8]
Exemples  20  Tsy tongotro mandia alanana
Tsy tanako mandray joria
[2.246#52]
21  Izay tojo, ny tongotra dia izorana avokoa. [2.471#36]
22  Ny miaramila an-tongotra kosa dia tary Analatelo no niandry. [2.472#142]
Vocabulaire  23  Biologie
Hyponymes 
Holonyme 
Méronymes 
Co-méronymes 
Combinaisons  48  63 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot tongotra
Proverbes  49  Proverbes contenant ce mot
Article  50 Randzavola: tongotra ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2026/04/21