| Entrée (1/2) | 1 manongotra |
| Radical | 2 ongotra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Manala hatramin' ny fakany: Nisy nanongotra lahy ilay zanakazo namboleko
[1.1] 9 manala amin'izay toerana nitsatohany [1.13] |
| Explications en anglais |
10 to pluck up by the roots.
[1.2] 11 to pull up by the roots [1.7] |
| Explications en français |
12 arracher, déraciner
[1.8] 13 arracher [1.13] |
| Exemples |
14 Rahefa tonga izay fotoana izay, I Dada sy Neny, na izy efa-mianaka, no milahatra, miondrika, manongotra, manifikifika ny foto-boanjo hanitsanana ny tany manaraka, dia mampandry azy amin' ny tany.
[2.472#19]
|
| Illustrations |
|
| Entrée (2/2) | 16 manongotra |
| Radical | 17 tongotra |
| Partie du discours | 18 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
23 Mandray amin' ny tongotra
[1.1] |
| Explications en français |
24 saisir par le pied
[1.3] |
| Mis à jour le 2026/04/20 |
|