|
|
|
|

Entrée 1  tsirambina
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Dérivés 
Verbes actifs :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  8 Tsy fitandremana: Manao an-tsirambina
9 Befahatany, tsy amim-pitandremana, zara fa vita: Ataony tsirambina daholo ny raharaha rehetra omena azy. [1.1]
10 tsy misy fitandremana [1.13]
Explications en français  11 négligence [1.13]
Exemples  12  Notantarain-jokiny azy mivady ny tsirambina nataon' I Lidy amin' ny fitaizana ny zazakely. [2.470#30]
Combinaisons  13  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot tsirambina

Anagrammes  14 antsimbary, tsirambina

Mis à jour le 2026/04/28