|
|
|
|

Entrée 1  vaomiera
Partie du discours  2  nom
Morphologie 
3  Simple :
Explications en malgache  4 Fivorian' olona vitsivitsy notinendry mba handinika zavatra kasaina hatao na hanara-maso ny fanatanterahan-javatra notinapaka [1.1]
Explications en français  5 commission [1.13]
Exemples  6  vaomieran'ny Toekarena [2.606#61]
7  Ny vaomieram-pirenena no manendry ny filohany [4.27#2006/08/25]
8  Manana zo amin' ny toeran' ny filoha lefitra iray ny mpanohitra ary mitarika ny iray amin' ireo vaomiera farafahakeliny [1.320]
Autres orthographes  9 voamiera
Synonymes  10 komisiona

Anagrammes  vaomiera, 11 voamiera

Mis à jour le 2026/04/22