|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  varivary
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3 Tsy tena mamo, falifaty noho ny hantamoana, mienjina, jaonjaona
4 Atriatry, salasalany, tsy kely tsy lehibe (filaza indrindra amin' ny hazandrano) [1.1]
Explications en français  5 rendu joyeux par la boisson; moyen, ni grand ni petit, se dit surtout des poissons [1.3]
Proverbes  6  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2) 7  varivary
Partie du discours  8  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Noms :
Explications en malgache  13 Vakin-kazo lava marotsaka fantsihana amin' ny lohatrano ka ipetrahan' ny tafo: Volotsangana no fanao varivarin' ny tafo
14 Fiteny: Ianao no vovonana iadian' ny lohany, varivary andrian' ny tafo: enti-milaza olona ipetrahan' adidy amana andraikitra lehibe [1.1]
15 tetitetika hazo lava madinika ampiasaina amin'ny rafitra [1.13]
Explications en français  16 lattes transversales des toits [1.3]
17 latte [1.13]

Anagrammes  18 raviravy, varivary, 19 viravira

Mis à jour le 2026/04/21