| Entrée | 1 vary amin' anana ~ variaminanana |
| Mots élémentaires | 2 vary, 3 amy, 4 anana |
| Partie du discours | 5 locution |
| Explications en malgache |
6 [variaminanana] Vary misy teti-kena sy karazan' anana samihafa (anatsonga, anamamy, voatabiha, tongolo...) handroina miaraka. Intelo miantoana no fahandro ny variaminanana: ny teti-kena aloha, dia ny anana, ary izay vao ny fotsimbary rehefa mangotraka ireo
[1.1] |
| Explications en français |
7 riz aux herbes
8 pêle-mêle, désordre, hasard [1.3] 9 Pensées entremêlées, pêle-mêle comme le riz et les brèdes mélangés [2.415#6158] 10 riz aux herbes potagères ; plat très commun. 11 Sens figuré : présenté pêle-mêle, sans ordre. [1.196] |
| Exemples |
12 Nanaovako teny vary amin' anana teo, ka nihananatona ahy.
[2.643#161]
13 Fomba vary amin' anana, fa sady misy sikidy gasy no misy fahalalana vazaha. [2.968] |
| Anagrammes | 14 variaminanana, vary amin' anana |
| Mis à jour le 2026/11/01 |
|