|
|
|
|

Entrée 1  voahosotra
Radical  2 hosotra
Partie du discours  3  participe passé
Morphologie 
4  Passé :
Explications en français  5 enduit, oint, peint, graissé, frictionné [1.3]
Exemples  6  Voamboana no nanaovana azy, ary voahosotra varinesy. [2.332]
7  Ary Imahakà nitondra angady tani-manga voahosotra manjarano; [2.293#10]
8  Handrara izany va izy ka tsy ho voahosotra ho saro-piaro tsy an-drariny? [2.5#72]
Proverbes  9  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21