|
|
|
|

Entrée 1  volamena
Mots élémentaires  2 vola, 3 mena
Partie du discours  4  nom
Morphologie 
5  Simple :
6  Préfixée :
Explications en malgache  7 karazana metaly anisan'ireo antsoina hoe "sarobidy": mavomena mamiratra ny volony, mavsan-danja izy, azo hanifisina faran'izay kely ary tsy mety miova fenitra na oviana na oviana: ireo toetrany rehetra ireo no nahatonga azy hanaovana firavaka sarobidy isan-karazany sy ho fototry ny sandam-bola miasa eran-tany; misy karazany roa ny volamena: ny volamena maitso sy mena. [1.1]
8 karazana metaly sarobidy mavo na fotsy na mena [1.13]
Explications en anglais  9 gold [1.7]
Explications en français  10 [Tanala] or. Associé au monde du ciel [1.6]
11 or [1.3, 1.8, 1.13]
12 or (métal) [1.5]
International  13 Au [3.1]
Exemples  14  Misy toerana ihadiam-bolafotsy, misy toerana fanadiovam-bolamena [2.996]
15  Randra-madinika no nanaovany ny volony ary kavina volamena kely izay no nitevika ny sofiny. [2.470#90]
16  Raha misy ady mipoaka, hoy aho, mba misondro-bidy koa ny volamena sy ny vatosoa. [2.471#59]
Vocabulaire  17  Chimie
Proverbes  18  Proverbes contenant ce mot
Tableaux et planches  19  Table périodique
Article  20 Randzavola: volamena ao amin' ny Baiboly (=> mpanefy metaly)

Anagrammes  21 valomena, volamena

Mis à jour le 2026/04/21