|
|
|
|

Entrée 1  zanaka
Partie du discours  2  nom
Morphologie 
3  Simple :
4  Préfixée :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  21 Olona na biby nateraky ny hafa, na tokotokony ho izany ara-taona na dia tsy naloakan' ny kibony aza: Tokony hanaja sy ho tia ny ray aman-dreniny ny zanaka: Zanak' omby
22 Vola ateraky ny petrabola na vola nosamborina: Zana-bola
23 Nateraka, silaky ny aina, sombin' ny aina, menaky ny aina, naloakan' ny kibo [1.1]
Explications en anglais  24 a child, offspring; the young of animals [1.7]
Explications en français  25 fils, fille [1.54]
26 enfant; petit d'un animal, des plantes [1.8]
27 (toute l'île) (sens général : enfant ; du malais anak, même signification). Pour les plantes : plants préparés pour la transplantation ; s'applique à toutes les espèces à l'exception du riz, dont le plant s'appelle ketsa. On précise souvent zanakazo : jeunes plants des arbres (de zanaka et hazo). [1.196]
28 [Sakalava-Mayotte] enfant [1.405]
Exemples  29  Tompon-trano, raha tsy izany zanaka an-trano, no fiheverako ny tenako. [2.4#64]
Analogues  30  dimby, 31  solo, 32  solofo, 33  taranaka, 34  teradranona, 35  tsy, 36  zaza, 37  zaza
Combinaisons  38  101 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot zanaka
Proverbes  39  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  40 ankaza, 41 kazaña, kazana, zanaka

Mis à jour le 2026/08/15