<-
->

Tb 10:1 Nony mbola nahemotremotr' i Tobia ny fiaingany, azon' ny fampakaram-bady, dia velona ahiahy erý Tobia rainy: Avy amin' inona, hoy izy anankampo, no tratr' ela ny zanako? Inona no antony mitana azy amin' izany tany izany? Cependant, de jour en jour, Tobit comptait les journées que demandait le voyage, à l' aller et au retour. Le nombre fut atteint, sans que le fils eût paru.