<-
->

Tb 13:1 Dia nisoka-bava, nisaotra ny Tompo Tobia rainy ka nanao hoe: Lehibe hianao, ry Tompo, ao amin' ny mandrakizay, ary manenika ny taona rehetra ny fanjakanao. Et il dit Béni soit Dieu qui vit à jamais, car son règne dure dans tous les siècles!
Tb 13:2 Fa mamay hianao ary mamonjy; mitondra ho any am-pasana hianao, ary manatsoaka avy ao; ary tsy misy olona afa-mitsoaka eo an-tananao. Car tour à tour il châtie et il pardonne, il fait descendre aux profondeurs des enfers et il retire de la grande Perdition personne n'échappe à sa main.
Tb 13:3 Mankalaza ny Tompo, ry zanak' Israely, ary midera azy eo anatrehan' ny firenena. Célébrez-le en face des nations, vous, enfants d' Israël! Car s' il vous a dispersés parmi elles,
Tb 13:4 Fa nanely anareo ho eo amin' ny firenena tsy mahalala azy izy, mba hitantaranareo ny asany mahagaga, sy hampahafantaranareo azy ireo fa tsy misy Andriamanitra mahefa ny zavatra rehetra afa-tsy izy ihany. c' est là qu' il vous a montré sa grandeur. Exaltez-le en face de tous les vivants, c' est lui notre Seigneur et c' est lui notre Dieu et c' est lui notre Père et il est Dieu dans tous les siècles!
Tb 13:5 Nofaiziny isika noho ny tsy fahamarinantsika, ary hovonjeny kosa, noho ny famindram-pony. S' il vous châtie pour vos iniquités, il aura pitié de vous tous, il vous rassemblera de toutes les nations où vous aurez été dispersés.
Tb 13:6 Diniho ange ny nitondrany antsika, ka misaora azy amin-tahotra sy hovitra, ary manomeza voninahitra ny Mpanjakan' ny taona rehetra amin' ny asanareo. Si vous revenez à lui, du fond du coeur et de toute votre âme, pour agir dans la vérité devant lui, alors il reviendra vers vous, et ne vous cachera plus sa face. Regardez donc comme il vous a traités, rendez-lui grâce à haute voix. Bénissez le Seigneur de justice, et exaltez le Roi des siècles.
Tb 13:7 Raha izaho, dia tiako ny misaotra azy amin' ity tany mahababo ahy ity, satria naharihariny amin' ny firenena meloka, ny voninahiny. Pour moi, je le célèbre sur ma terre d' exil, je fais connaître sa force et sa grandeur au peuple des pécheurs. Pécheurs, revenez à lui, pratiquez la justice devant lui; peut-être vous sera-t-il favorable et vous fera-t-il miséricorde!
Tb 13:8 Koa mibebaha hianareo, ry mpanota, ary manaraha ny marina eo anatrehan' Andriamanitra, amim-pitokiana fa hamindra fo aminareo izy. Pour moi, j' exalte Dieu et mon âme se réjouit dans le Roi du Ciel. Que sa grandeur soit sur toutes les lèvres, et qu' on le célèbre à Jérusalem!
Tb 13:9 Raha izaho, dia hifaly ao aminy amin' ny foko rehetra aho. Jérusalem, cité sainte, Dieu te frappa pour les oeuvres de tes mains et il aura encore pitié des fils des justes.
Tb 13:10 Misaora ny Tompo, hianareo rehetra izay vahoaka voafidy. Manaova andro fifaliana, ary mihira fiderana azy. Remercie dignement le Seigneur et bénis le Roi des siècles, pour qu' en toi son Temple soit rebâti dans la joie et qu' en toi il réjouisse tous les exilés, et qu' en toi il aime tous les malheureux, pour toutes les générations à venir.
Tb 13:11 Ry Jerosalema tanànan' Andriamanitra, nofaizin' ny Tompo hianao noho ny asan' ny tananao. Une vive lumière illuminera toutes les contrées de la terre; des peuples nombreux viendront de loin, de toutes les extrémités de la terre, séjourner près du saint Nom du Seigneur Dieu, les mains portant des présents au Roi du Ciel. En toi des générations de générations manifesteront leur allégresse, et le nom de l' Elue durera dans les générations à venir.
Tb 13:12 Omeo voninahitra ny Tompo amin' ny asa soanao, ary misaora ny Andriamanitry ny taona rehetra, mba haoriny eo aminao indray ny fitoerany masina; mba haveriny eo aminao indray ny babo rehetra, dia hifaly amin' ny taona mandrakizay hianao. Maudit soit qui t' insultera, maudit soit qui te détruira, qui renversera tes murs, qui abattra tes tours, qui brûlera tes maisons! Et béni éternellement qui te bâtira!
Tb 13:13 Hamirapiratra amin' ny hazavana manjopiaka hianao, ka hiankohoka eo anatrehanao ny firenena rehetra eto an-tany. Alors tu exulteras et tu te réjouiras sur les fils des justes, car ils seront tous rassemblés et ils béniront le Seigneur des siècles.
Tb 13:14 Ho tonga eo aminao ny firenena avy any an-tany lavitra, hitondra fanatitra ka hitsaoka ny Tompo ao anaty mandanao, sy hihevitra ny taninao ho fitoerana masina; Bienheureux ceux qui t' aiment! heureux ceux qui se réjouiront de ta paix! heureux ceux qui se seront lamentés sur tous tes châtiments! Car ils vont se réjouir en toi, et ils verront tout ton bonheur à l' avenir.
Tb 13:15 fa hiantso ilay Anarana lehibe eo afovoanao izy. Mon âme bénit le Seigneur, le grand Roi,
Tb 13:16 Ho voaozona izay manamavo anao, ho voaheloka izay miteny ratsy anao, ary hotahina izay hanangana anao. parce que Jérusalem sera rebâtie, et sa Maison pour tous les siècles! Quel bonheur, s' il reste quelqu' un de ma race, pour voir ta gloire et louer le Roi du Ciel! Les portes de Jérusalem seront bâties de saphir et d'émeraude, et tous tes murs de pierre précieuse; les tours de Jérusalem seront bâties en or, et leurs remparts en or pur.
Tb 13:17 Fa hianao kosa hifaly amin' ny zanakao, satria hohasoavina avokoa izy, sady hiangona eo amin' ny Tompo. Les rues de Jérusalem seront pavées de rubis et de pierres d' Ophir; les portes de Jérusalem retentiront de cantiques d' allégresse;
Tb 13:18 Sambatra izay rehetra tia anao, sy mifaly amin' ny fiadananao. et toutes ses maisons diront Alleluia! Béni soit le Dieu d' Israël! En toi l' on bénira le saint Nom, dans les siècles des siècles!
Tb 13:19 Ry fanahiko, misaora ny Tompo, satria nanafaka an' i Jerosalema tananany tamin' ny fahoriany rehetra izy, ilay Tompo Andriamanitsika.
Tb 13:20 Ho sambatra tokoa aho, raha mba misy tamingako tavela, hahita ny famirapiratan' i Jerosalema.
Tb 13:21 Fa harafitra amin' ny vato safira sy emeraoda ny vavahadin' i Jerosalema, ary amin' ny vato sarobidy avokoa ny mandany rehetra manodidina azy.
Tb 13:22 Vato fotsy madio indrindra no hatao ngorodon' ny tokotaniny, ary hohiraina eny an-dalambeny ny hoe : Aleloia!
Tb 13:23 Isaorana anie ny Tompo, nanome izany voninahitra izany ho an' i Jerosalema, Ary hanjaka eo aminy amin' ny taona mandrakizay anie Izy. Amena!

<-
->