<-
->

Tb 11:20 Akiora sy Nabata havan' i Tobia koa tonga namangy azy tamin-kafaliana lehibe, sy niarahaba azy tamin' ny soa rehetra nataon' Andriamanitra taminy.