<-
->

Tb 7:3 Avy nilaza izany izy, dia nanao hoe: Avy aiza moa hianareo, ry zatovo rahalahinay? Hoy ny navalin' ireo: Avy amin' ny fokon' i Neftali, babo any Niniva, izahay. Edna leur demanda d' où ils étaient, et ils lui dirent : "Nous sommes des fils de Nephtali déportés à Ninive"