<-
->

Tb 8:24 Nomen-dRagoela ho an' i Tobia ny antsasaky ny fananany rehetra, sady nandahatra an-tsoratra koa izy, fa rahefa maty izy ireo, ny antsasany sisa dia tsy maintsy ho lasan-ko fananan' i Tobia ihany koa.