<-
->

Tb 9:7 ary nony efa notantarainy taminy avokoa ny zavatra rehetra tonga tamin' i Tobia, zanak' i Tobia, dia nitondra azy izy hiarak' aminy ho any amin' ny fampakaram-bady.