<- -> |
[King James Bible] Book of Micah |
[Baiboly 1865] Mika |
[Baiboly Katolika] Mikea |
[Bible de Jérusalem] Livre de Michée |
||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||
Mik / Mi 2:12 | I will surely assemble, O |
Hamory anareo rehetra tokoa Aho, ry Jakoba, Ary hanangona ny sisa amin' ny Isiraely tokoa, Hakambako toy ny ondry any amin' ny vala izy, Toy ny ondry andiany ao amin' ny tany fiandrasana; Hitabataba izy noho ny hamaroan' ny olona. | Hamory anao manontolo aho, ry Jakoba ô, hangoniko izay sisa amin' Israely; hovoriko hikambana toy ny ondry amin' ny vala izy; toy ny ondry andiany eo afovoam-balany, no ho fisasasasan' ny olona ankabetsahany. | Oui, je veux rassembler |