<-
->

Jao / Jo 7:31 And many of the people believed on him, and said, When Christ cometh, will he do more miracles than these which this man hath done? Ary maro ny vahoaka no nino Azy ka nanao hoe: Raha tonga Kristy, moa hanao famantarana maro mihoatra noho ny nataon' ity Lehilahy ity va Izy? Ary maro tamin' ny vahoaka no nino azy ka nanao hoe: Rahefa tonga ny Kristy, moa hanao fahagagana betsaka kokoa noho ny ataon' ity Lehilahy ity va? Dans la foule, beaucoup crurent en lui et disaient : " Le Christ, quand il viendra, fera-t-il plus de signes que n' en a fait celui-ci ?