<-
->

Asa 10:37 That word, I say, ye know, which was published throughout all Judaea, and began from Galilee, after the baptism which John preached; dia ilay teny natomboka hatrany Galilia ka notorina tany Jodia rehetra teo aorian' ny batisa izay notorin' i Jaona, dia ny amin' i Jesosy avy any Nazareta, Fantatrareo ny zavatra tanteraka eran' i Jodea manontolo, nanomboka tany Galilea taorian' ny batemy notorin' i Joany: Vous savez ce qui s' est passé dans toute la Judée : Jésus de Nazareth, ses débuts en Galilée, après le baptême proclamé par Jean ;