| <- -> | [King James Bible] The Acts of the Apostles | [Baiboly 1865] Asa | [Baiboly Katolika] Asa | [Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres | |||||||||||||||||||||||||||||
| <- -> | 
 | ||||||||||||||||||||||||||||||||
| Asa 13:25 | And as | Ary Jaona, rehefa nadiva no nahatanteraka ny nalehany, dia nanao hoe: Ataonareo ho iza moa aho? Tsy Izy aho; fa, indro, misy Anankiray avy ao aoriako, ka izaho tsy miendrika hamaha ny kapa eo an-tongony akory. | ary rahefa nadiva ho tapitra ny dian' i Joany, dia hoy izy: Tsy izaho no ilay andrasanareo, fa indro avy ao aoriako izy, ka tsy mendrika ny hamaha ny kofehin-kapany akory aho. | Au moment de terminer sa course, | |||||||||||||||||||||||||||||
|   |