<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 26:10 | Which thing I also did in |
sady nataoko tany Jerosalema izany, ka maro ny olona masina no nohidiako tao an-tranomaizina, rehefa nahazo fahefana tamin' ny lohan' ny mpisorona aho; ary raha hovonoina ireny, dia mba nandatsa-bato nanaiky izany koa aho. | ka dia nataoko toy izany tany Jerosalema; fa maro ny olona masina nahiboko tao an-tranomaizina nony efa nahazo fahefana tamin' ny lehiben' ny mpisorona aho; ary anisan' ny nandatsa-bato nanaiky koa aho, raha nisy hovonoina izy ireny. | Et c' est ce que j' ai fait à |