<-
->

Asa 28:25 And when they agreed not among themselves, they departed, after that Paul had spoken one word, Well spake the Holy Ghost by Esaias the prophet unto our fathers, Ary raha tsy niray saina ireo dia niala, rehefa nanao teny indraim-bava Paoly hoe: Marina izay nampilazain' ny Fanahy Masina an' Isaia mpaminany tamin' ny razanareo Noho izy ireo tsy niray saina ka ndeha hiala, dia izao ihany no nanampin' i Paoly: Marina tokoa lahy ny tenin' ny Fanahy Masina, nampilazainy an' Izaia mpaminany tamin' ny razanareo hoe: Ils se séparaient sans être d' accord entre eux, quand Paul dit ce simple mot : " Elles sont bien vraies les paroles que l' Esprit Saint a dites à vos pères par la bouche du prophète Isaïe :