<-
->

Asa 6:1 And in those days, when the number of the disciples was multiplied, there arose a murmuring of the Grecians against the Hebrews, because their widows were neglected in the daily ministration. Ary tamin' izany andro izany, rehefa nihamaro ny isan' ny mpianatra, dia nimonomonona tamin' ny Hebreo ny Helenista, satria tsy mba enina tamin' ny fiantrana isan' andro ny mpitondratenany. Tamin' izany andro izany rahefa nitombo ny isan' ny mpianatra, dia nimonjomonjo tamin' ny Hebrio ny Helenista, satria tsy mba nahina loatra tamin' ny fizarana ny fiantrana isan' andro ny mpitondratena tao aminy. En ces jours-là, comme le nombre des disciples augmentait, il y eut des murmures chez les Hellénistes contre les Hébreux. Dans le service quotidien, disaient-ils, on négligeait leurs veuves.