<-
->

Asa 7:20 In which time Moses was born, and was exceeding fair, and nourished up in his father' s house three months: Tamin' izany andro izany no nahaterahan' i Mosesy, ary tsara teo anatrehan' Andriamanitra izy ka notezaina telo volana tao an-tranon' ny rainy. Tamin' izany andro izany no nahaterahan' i Moizy, izay tsara tarehy teo imason' Andriamanitra ka notezaina telo volana teo an-tranon-drainy aloha. C' est à ce moment que naquit Moïse, qui était beau devant Dieu. Il fut nourri trois mois dans la maison de son père ;