<-
->

Rom / Rm 9:27 Esaias also crieth concerning Israel, Though the number of the children of Israel be as the sand of the sea, a remnant shall be saved: Ary Isaia milaza ny amin' ny Isiraely hoe: Na dia toy ny fasika any amin' ny ranomasina aza ny isan' ny Zanak' isiraely, dia izay sisa ihany no hovonjena; Izany koa no iantsoan' Izaia mafy ny amin' Israely hoe: Na dia toy ny fasika any amin' ny ranomasina aza ny isan' ny zanak' Israely, dia izay sisa ihany no ho voavonjy. Et Isaïe s'écrie en faveur d' Israël : Quand le nombre des fils d' Israël serait comme le sable de la mer, le reste sera sauvé :