|
|
|
|

<-
->

Rom / Rm 13:11 And that, knowing the time, that now it is high time to awake out of sleep: for now is our salvation nearer than when we believed. Ary tokony hanao izany indrindra isika, satria fantatsika ny andro, fa ankehitriny izao dia ora tokony hifohazanareo amin' ny fahatoriana; fa ankehitriny ny famonjena antsika dia akaiky noho ny tamin' ny andro vao ninoantsika. Ary amin' izao indrindra no ilàna izany, satria fantatsika ny andro, fa fotoana tokony hifohazantsika amin' ny fatoriana izao, fa ankehitriny akaiky antsika ny famonjena fa tsy tahaka ny fony isika vao nino. D' autant que vous savez en quel moment nous vivons. C' est l' heure désormais de vous arracher au sommeil ; le salut est maintenant plus près de nous qu' au temps où nous avons cru.