<- -> |
[King James Bible] Letter to the Ephesians |
[Baiboly 1865] Efesianina |
[Baiboly Katolika] Efeziana |
[Bible de Jérusalem] Épître de Saint Paul aux Ephésiens |
|||||||
<-
-> |
|
||||||||||
Efe / Ef 3:8 | Unto me, who am less than the least of all saints, is this grace given, that I should preach among the Gentiles the unsearchable riches of |
Eny, izaho, izay kely noho ny kely indrindra amin' ny olona masina rehetra, no nomena izao fahasoavana izao, dia ny hitory amin' ny jentilisa ny haren' i Kristy tsy hita lany, | Eny, izaho izay kely indrindra amin' ny olona masina rehetra, no nomena izany fahasoavana izany, dia ny hitory amin' ny jentily ny haren' ny Kristy tsy hita pesipesenina, | à moi, le moindre de tous les saints, a été confiée cette grâce-là, d' annoncer aux païens l' insondable richesse du |