<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 10:22 | Then said |
Dia hoy Josoa: Sokafy ny vavan' ny zohy, ka avoahy ao an-johy ireo mpanjaka dimy ireo hankatý amiko. | Dia hoy Josoe: Sokafy ny vava zohy, ka avoahy ao ireo mpanjaka dimy hoentina mankaty amiko. |