<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 17:9 | And the coast descended unto the river |
Ary ny fari-taniny dia nidina hatreo atsimon' ny lohasahan-driak' i Kana; ireo tanana teo amin' ny tanànan' i Manase ireo dia an' i Efraima; ary ny faritanin,i Manase dia teo avaratry ny lohasahan-driaka. ka dia nihatra tamin' ny ranomasina. | Dia nidina ny faritry ny tany ho ao amin' ny ranon-driak' i Kanà, eo atsimon' ny ranon-driaka; ny tanàna amin' io tany io, izay lasan' i Efraïma, dia tao afovoan' ny tanànan' i Manase, ary ao avaratry ny ranon-driaka ka mipaka amin' ny ranomasina, no faritry ny tanin' i Manase. | La frontière descendait au torrent de |