<-
->

Jos 19:17 And the fourth lot came out to Issachar, for the children of Issachar according to their families. Ary ny loka fahefatra dia azon' Isakara, dia ny taranak' Isakara isam-pokony. Isakara no nahazo ny anjara fahefatra tamin' ny loka; dia ny taranak' Isakara, araka ny fianakaviany. Le quatrième lot sortit pour Issachar, pour les fils d' Issachar selon leurs clans.