<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 19:8 | And all the villages that were round about these cities to |
ary ny zana-bohitra rehetra manodidina ireo tanàna ireo hatrany Baleta-bera sy Rama amin' ny tany atsimo. Izany no lovan' ny firenena taranak' i Simeona araka ny fotony. | mbamin' ny zanabohitra rehetra manodidina ireo tanàna ireo, hatrany Baalata-Beera, dia Ramata atsimo. Izany no lovan' ny fokon-taranak' i Seimeona, araka ny fianakaviany. | avec tous les villages situés aux environs de ces villes jusqu'à |