<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 15:11 | Then three thousand men of |
Dia nandeha ny lehilahy telo arivo amin' ny Joda nankany amin' ilay tsefatsefaky ny harambato mitresaka any Etama ka nanao tamin' i Samsona hoe: Tsy fantatrao va fa manapaka antsika ny Filistina? Inona izao nataonao taminay izao? Dia hoy izy taminy: araka izay nataony tamiko no mba nataoko taminy. | Nidina ny lehilahy telo arivo tamin' i Jodà nankany amin' ilay zohy amin' ny vatolampin' i Etama ka nanao tamin' i Samsona hoe: Tsy fanatrao va fa mpanapaka antsika ny Filistina, ka ahoana no dia nanaovanao toy izao aminay? Ary hoy ny navaliny azy ireo: Toraky ny nataony tamiko ihany no mba nataoko taminy kosa. | Trois mille hommes de |